Batemy
Laharana 72
- 1273 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Noho ireo mpino nakamban’ny Batemy amin’ny Fiangonana, dia mahazo marika ara-tsakramenta izy ireo, izay manokana azy ireo ho amin’ny fanompoam-pivavahana kristianina [85] . Ny fitomboky ny Batemy no mahatonga ny kristianina ho …
- 1274 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Ny “ fitomboky ny Tompo ” (“ Dominicus character ” [87] ) dia ny fitomboka izay nanamarihan’ny Fanahy Masina antsika “ho amin’ny andron’ny fanavotana” (Efez 4,30) [88] . “Ny Batemy, araka izany, …
- 1275 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … . Tanteraka amin’ny fitambaran’ny sakramenta telo ny firosoana ho kristianina : ny Batemy izay fiantombohan’ny fiainam-baovao ; ny Fankaherezana izay fanamafisana orina an’izany ; ary ny Eokaristia izay mamelona ny mpianatra amin’ny …
- 1276 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … “ Koa mandehana ianareo, ataovy tonga mpianatro ny firenena rehetra, manaova batemy azy ireo amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina, ary ampianaro izy ireo hitandrina ny zavatra rehetra …
- 1277 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Ny Batemy no iorenan’ny fahaterahana amin’ny fiainam-baovao ao amin’i Kristy. Araka ny sitrapon’ny Tompo, ilaina amin’ny famonjena ny Batemy, ilaina tahaka ny Fiangonana ihany, izay ao aminy no idirana amin’ny Batemy.
- 1278 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Ny fombam-pivavahana tsy azo avela amin’ny Batemy dia ny manatsoboka ao anaty rano ilay mpangataka batemy na mandraraka ny rano eo amin’ny lohany sady manonona ny anaran’ny Trinite Masina Indrindra, izany hoe …
- 1279 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Ny vokatry ny Batemy na fahasoavan’ny Batemy dia tena fisiana sarobidy tokoa izay ahazoana an’ ireto : ny famelana ny fahotana tamin’ny fototra sy ny fahotana rehetra nataon’ny isam-batan’olona ; ny fahaterahana …
- 1280 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Mampisy famantarana ara-panahy tsy maty vonoina ao amin’ny fanahy ny Batemy, marika izay manokana ny vita batemy ho amin’ny fanompoam-pivavahana kristianina. Noho io marika io dia tsy azo averina intsony ny Batemy, …
- 1281 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Ireo izay niharan’ny fahafatesana noho ny finoana, ireo katekomena ary ny olona rehetra izay mitady an’Andriamanitra amin-kitsim-po sy miezaka hanatanteraka ny sitrapony, noho ny tosi-kerim-pamporisikin’ny fahasoavana, nefa tsy mahalala ny Fiangonana, dia …
- 1282 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Hatramin’ny ela no efa nanomezana Batemy ny zaza, satria fahasoavana sy fanomezan’Andriamanitra izany, izay tsy mifono hevitra ny mahamendri-balisoa ny olombelona ; atao batemy amin’ny finoan’ny Fiangonana ny zaza. Mitondra ho amin’ny …
- 1283 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Raha ny amin’ny zaza maty tsy vita batemy, dia manainga antsika hanam-pitokiana ny famindram-pon’Andriamanitra ny litorzian’ny Fiangonana, sy hivavaka ho amin’ny famonjena azy ireo.
- 1284 Marika ara-panahy tsy maty vonoina … Raha an-kamehana, dia mahazo manao batemy ny olona rehetra, raha toa ka mihevitra ny hanao izay fanaon’ny Fiangonana izy, ary mandrotsaka ny rano eo amin’ny lohan’ilay hatao batemy sady miteny hoe : …