Marika ara-panahy tsy maty vonoina …
Laharana 1277 amin’ny Katesizy
Ny Batemy no iorenan’ny fahaterahana amin’ny fiainam-baovao ao amin’i Kristy. Araka ny sitrapon’ny Tompo, ilaina amin’ny famonjena ny Batemy, ilaina tahaka ny Fiangonana ihany, izay ao aminy no idirana amin’ny Batemy.