Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1161 Ny sary masina Misy ifandraisana amin’i Kristy avokoa ny famantarana rehetra amin’ny fankalazana litorzika ; toy izany koa ny sary masin’ny Reny masin’ Andriamanitra sy ireo olomasina. Satria, izy ireny no mampahafantatra an’i Kristy izay …
  2. 1162 Ny sary masina “ Manaitaitra ny fivavahako ny hakanto sy ny lokon’ny sary. Fety ho an’ny masoko izany, tahaka ny zavatra hita eny an-tsaha mandrisika ny foko hanome voninahitra an’Andriamanitra” [37] . Ny fibanjinana ny …
  3. 1163 Ny fotoana litorzika “Mihevitra tokoa ny Fiangonana Masina Renintsika fa adidiny ny mankalaza ny tsanganasam-pamonjen’ilay Andriamanitra Vadiny, amin’ ny alalan’ny fahatsiarovana masina, atao andro raikitra, mandavantaona. Isan-kerinandro, ny andro antsoina hoe "Andron’ny Tompo", dia atao …
  4. 1164 Ny fotoana litorzika Ny Vahoakan’Andriamanitra, nanomboka tamin’ny lalànan’i Môizy, dia nahalala ireo fety raikitra nanomboka tamin’ny Paka, mba hahatsiarovana ny asa mahagaga nataon’Andriamanitra Mpamonjy, hisaorana Azy amin’ izany, hampaharitra ny fahatsiarovana sy hampianarana ny taranaka …
  5. 1165 Ny fotoana litorzika Rahefa mankalaza ny misterin’i Kristy ny Fiangonana, misy teny iray izay manoritra ny fivavahany: “ Anio! ”, avy amin’ny akon’ny vavaka izay nampianarin’ny Tompony [39] azy sy ny antson’ny Fanahy Masina [40] …
  6. 1166 Ny Andron’ny Tompo “Mankalaza ny misterin’ny Paka ny Fiangonana, araka ny lovam-pampianaran’ny apôstôly efa hatramin’ny andro nitsanganan’i Kristy ho velona mihitsy, isaky ny andro fahavalo, izay tena antsoina marina hoe Andron’ny Tompo, na alahady” [42] …
  7. 1167 Ny Andron’ny Tompo Ny alahady no andro ambony indrindra amin’ny fiaraha-miangona amin’ny litorzia, izay hiangonan’ny mpino “ka amin’ny fihainoana ny Tenin’ Andriamanitra sy amin’ny fandraisana anjara amin’ny Eokaristia, no hanaovan’izy ireo ny fahatsiarovana ny fijaliana, …
  8. 1168 Ny taona litorzika Manomboka amin’ny Hateloan’andron’ny Paka, araka ny maha-loharanom-pahazavany azy, ny andro vaovao ny Fitsanganan-ko velona no mameno ny taona litorzika manontolo amin’ny famirapiratany. Tsikelikely, avy amin’ny andaniny sy ny ankilan’io loharano io, no …
  9. 1169 Ny taona litorzika Noho izany, tsy fety fotsiny eo anivon’ny hafa ny Paka : izy no “Fety fara tampon’ny fety rehetra”, “Manetriketrika indrindra amin’ny manetri-ketrika”, tahaka ny Eokaristia izay sakramentan’ireo sakramenta (ilay Sakramenta lehibe). “Ilay …
  10. 1170 Ny taona litorzika Tamin’ny Kônsilin’i Nicée (taona 325) ny Fiangonana rehetra dia nifanara-kevitra fa ny Paka kristianina dia ho ankalazaina ny alahady izay manaraka ny volana fenomanana (14 Nisan), aorian’ny andro itovian’ny halavan’ny andro sy …
  11. 1171 Ny taona litorzika Ny taona litorzika no famelarana ny endrika maro samihafa ny mistery tokan’ny Paka. Torak’izany indrindra koa ny momba ireo fety manodidina ny misterin’ny Fahatongavana ho nofo (Filazana, Noely, Epifania) izay ankalazana ny …
  12. 1172 Ny fanajana ny Olomasina ao amin’ny taona litorzika “Ny Fiangonana Masina, amin’ny fankalazana ny misterin’i Kristy mandritra ny fihodinan’ny taona, dia manaja amim-pitiavana manokana an’i Maria sambatra, Renin’Andriamanitra, izay niombona tamin-Janany teo amin’ny tsanganasam-pamonjena tamin’ny alalan’ny fifamatorana tsy azo sarahina. …
  13. 1173 Ny fanajana ny Olomasina ao amin’ny taona litorzika Rahefa mahatsiaro ny martiry sy ny olomasina sasany ny Fiangonana, ao anatin’ny fihodinan’ny taona, dia “manambara ny misterin’ny Paka” ao amin’izy ireo na lehilahy na vehivavy “izay nijaly niaraka tamin’i Kristy sy …
  14. 1174 Ny Vavaka isan’Andro Ny misterin’i Kristy, ny Fahatongavany ho nofo sy ny Pakany, izay ankalazaintsika amin’ny Eokaristia, singanina manokana ny amin’ny fiangonana alahady, dia maninteraka sy manova endrika ny fotoana isan’andro amin’ny alalan’ny fankalazana amin’ny …
  15. 1175 Ny Vavaka isan’Andro Voatokana hanjary ho vavaky ny Vahoakan’Andriamanitra manontolo ny Vavaka isan’Andro. “Ny Tenan’i Kristy mihitsy no manohy ny anjara raharaha maha-mpisorona Azy amin’ny alalan’ny Fiangonany” [57] , amin’ny Vavaka isan’andro ; mandray anjara …
  16. 1176 Ny Vavaka isan’Andro Tsy ny mampirindra ny feo miaraka amin’ny fo izay mivavaka ihany no takìna amin’ny mankalaza ny Vavaka isan’Andro, fa koa “ny manao izay ahazoana fahalalana be dia be momba ny litorzia sy …
  17. 1177 Ny Vavaka isan’Andro Ny antsa sy ny litanian’ny Vavaka isan’Andro dia manatsofoka ny vavaka salamo ao anatin’ny fotoanan’ny Fiangonana, amin’ny fanambaràna ara-panehoana an’ohatra ny fotoana ao anatin’ny iray andro, ny taona litorzika na ny fety …
  18. 1178 Ny Vavaka isan’Andro Ny Vavaka isan’Andro, izay toy ny fitohizan’ny fankalazana ny Eokaristia, dia tsy manavaka fa mitaky amin’ny fomba mifameno ny fitiavam-bavaka samihafa ataon’ny Vahoakan’Andriamanitra, singanina manokana ny fitsaohana sy ny fanajana am-bavaka ny …
  19. 1179 IV.Aiza no mankalaza ? Tsy voafehy amin’ny toerana iray manokana, ny fivavahana amin’ny “fanahy sy ny fahamarinana” (Jo 4,24), araka ny Fanekem-pihavanana Vaovao. Masina ny tany tontolo ary nankinina amin’ny zanak’olombelona. Ny voalohany, raha miangona amin’ny …
  20. 1180 IV.Aiza no mankalaza ? Rahefa tsy voasakantsakana ny fampiasana ny fahazoa-mivavaka an-kalalahana [62] , dia afaka manorina trano lehibe natokana hanompoana an’ Andriamanitra amin’ny vavaka, ny kristianina. Tsy toeram-pivoriana tsotra fotsiny ireny fiangonana hita maso ireny, …