Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
1966
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna vaovao no fahasoavan’ny Fanahy Masina noraisin’ny mpino tamin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy. Miasa amin’ny alalan’ny fitiavana ny Lalàna vaovao ; mampiasa ny toritenin’ny Tompo izy mba hampianarana antsika izay tsy …
→
-
1967
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàn’ny Evanjely no “manatanteraka” [21] , manadio, mihoatra ary mitondra ho amin’ny fahalavorariany ny Lalàna taloha. Ao amin’ireo hasambarana no tanterahiny ireo fampanantenan’ Andriamanitra, amin’ny fanandratana an’ireo sy amin’ny fandrindrana an’ireo …
→
-
1968
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàn’ny Evanjely no manatanteraka ny baikon’ ny Lalàna. Ny toritenin’ny Tompo, lavitra ny hanafoana na hanamaivan-danja ny fitsipika ara-môraly avy amin’ny Lalàna taloha, no mamoaka avy amin’izany ny fisiana an’eritreritra miafina …
→
-
1969
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Manao asam-pivavahana ny Lalàna vaovao : ny fiantrana, ny fivavahana ary ny fifadian-kanina, amin’ny fandrindrana an’ireo amin’ny “Ray izay mahita ao amin’ny miafina”, mifanohitra amin’ny faniriana “ho hitan’ny olona” [25] . Ny …
→
-
1970
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàn’ny Evanjely dia misy safidy hentitra eo amin’ny “lalana roa” [27] sy ny fampiharana ny tenin’ny Tompo [28] ; fintininy amin’ny fitsipika volamena izany : “Koa amin’izany, izay rehetra tianareo hataon’ny …
→
-
1971
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Mety ny mampifandray ny katesezy môraly ao amin’ny fampianaran’ny apôstôly , tahaka ny ao amin’ny Rôm 12-15; 1 Kôr 12-13; Kôl 3-4; Efez 4-6; sns., amin’ny toritenin’ny Tompo. Izany fitambaram-pampianarana izany no …
→
-
1972
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna vaovao dia antsoina hoe lalàm-pitiavana , satria izy no mampiasa amin’ny alalan’ny fitiavana izay arotsaky ny Fanahy Masina fa tsy amin’ny alalan’ny tahotra ; lalàm-pahasoavana , satria izy no manome …
→
-
1973
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ankoatra ireo didy amin’ny Lalàna vaovao, dia misy koa ireo torohevitry ny Evanjely avy aminy. Ny fanavahan’ny lovam-pampianarana ireo didin’ Andriamanitra amin’ireo torohevitry ny Evanjely, dia miorina amin’ny fitiavana, izay fahalavorarian’ny fiainana …
→
-
1974
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ireo torohevitry ny Evanjely dia maneho ny fahatanterahana amin-kery ny fitiavana tsy mety afa-po na oviana na oviana raha tsy mahafoy bebe kokoa lalandava. Izy ireo no manamarina ny ezaka ataony sy …
→
-
1975
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Araka ny Soratra Masina, ny Lalàna no fampianaran’ny maha-ray an’ Andriamanitra izay mandidy ny olombelona hanaraka ny lalana mitondra amin’ny hasambarana nampanantenaina sy mandrara tsy hizotra amin’ny lalan’ny faharatsiana.
→
-
1976
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
“ Ny lalàna no fandaminan’ny saina ho amin’ny soa iombonana, avoakan’ ilay izay miadidy fikambanana ” [37] .
→
-
1977
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
I Kristy no anton’ny lalàna [38] , Izy irery no mampianatra sy manome ny fahamarinan’Andriamanitra.
→
-
1978
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny lalàna voa-Janahary dia fandraisan’ny olombelona anjara amin’ny fahendrena sy ny hatsaram-pon’Andriamanitra, noho izy natao mitovy endrika amin’ilay Mpahary azy. Ny lalàna voa-Janahary no maneho ny fahamendrehan’ny olombelona, ary manorina ny fototry …
→
-
1979
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Tsy miovaova ny lalàna voa-Janahary, ary maharitra eny am-pamakivakiana ny tantara. Mijanona ho manan-kery amin’ny maha-fitsipika azy, ireo fitsipika izay mampiseho ny lalàna voa-Janahary. Fototra ilaina amin’ny fanorenana ny fitsipika ara-môraly sy …
→
-
1980
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna taloha no toetra voalohany ny lalàna nambara. Voafintina ao amin’ny didy folo ny baikony ara-môraly.
→
-
1981
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Mirakitra fahamarinana maro takatry ny saina amin’izao fotsiny ny Lalànan’i Môizy. Nambaran’Andriamanitra izy ireny satria tsy voavakin’ ny olombelona ao am-pony.
→
-
1982
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Fanomanana ny Vaovao Mahafaly ny Lalàna taloha.
→
-
1983
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna vaovao no fahasoavan’ny Fanahy Masina noraisina tamin’ny alalan’ny finoana an’i Kristy, tanterahina amin’ny alalan’ny fitiavana. Amin’ny toritenin’ny Tompo teo an-Tendrombohitra no isehoany manokana, ary ireo sakramenta no ampiasainy mba hampitana …
→
-
1984
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàn’ny Evanjely no manatanteraka, mihoatra ary mitondra ho amin’ ny fahalavorariany ny Lalàna taloha : ireo fampanantenany amin’ny alalan’ireo hasambaran’ny Fanjakan’ny lanitra, ireo didiny amin’ny fanavaozana ny fototry ny asa, dia …
→
-
1985
III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely
Ny Lalàna vaovao dia lalàm-pitiavana, lalàm-pahasoavana, lalàm-pahafahana.
→