III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely

Laharana 1976 amin’ny Katesizy

“Ny lalàna no fandaminan’ny saina ho amin’ny soa iombonana, avoakan’ ilay izay miadidy fikambanana”[37].

Loharano ôfisialy ↗