Fanoroam-pejin’ny Katesizy

Karohy amin’ny teny
  1. 1546 Fandraisana anjara anankiroa amin’ny fisoronana tokan’i Kristy I Kristy, mpisorombe sy hany mpanalalana, no nanao ny Fiangonana ho “Fanjaka-mpisorona ho an’Andriamaniny sy Ray” (Apôk 1,6) [18] . Ny ankohonana mpino manontolo, araka izany, dia mpisorona. Ampiasain’ny mpino ny maha-mpisorona …
  2. 1547 Fandraisana anjara anankiroa amin’ny fisoronana tokan’i Kristy Ny fisoronana maha-mpandraharaha voahosotra na araka ny ambara-tongam-pitondran’ny Eveka sy ny Pretra, sy ny fisoronana iombonan’ny mpino rehetra, na dia “samy manana ny fomba manokana avy aza, ny andaniny sy ny ankilany, …
  3. 1548 Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha … Amin’ny fanompoam-piangonana iandraiketan’ny mpandraharaha voa-hosotra, ny Tenan’i Kristy mihitsy no eo amin’ny Fiangonany amin’ny maha-Lohan’ny Vatany Azy, maha-Mpiandry ny andian’ondriny Azy, maha-Mpisoromben’ny sorom-panavotana Azy, maha-Mpampianatra ny Fahamarinana Azy. Izany no ambaran’ny Fiangonana …
  4. 1549 Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha … Amin’ny alalan’ny andraiki-panompoan’ny mpandraharaha voahosotra, singanina manokana ny Eveka sy ny Pretra, dia manjary hita maso eo anivon’ny ankohonan’ny mpino ny maha-misy eo an’i Kristy amin’ny maha-filohan’ny Fiangonana Azy [25] . Araka …
  5. 1550 Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha … Izany maha-misy an’i Kristy ao amin’ny mpandraharaha masina izany, dia tsy azo ampifandraisina amin’ny hoe : voaro amin’ny fahosana rehetra maha-olombelona, amin’ny fisainana te-handidy manapaka, amin’ny fahadisoana, na koa amin’ny fahotana ilay …
  6. 1551 Ao amin’ny Tenan’i Kristy-Loha … Momba ny maha-mpandraharaha voahosotra izany fisoronana izany. “ Fanompoana marina tokoa io adidy aman’andraikitra nankinin’ny Tompo tamin’ny mpitondra ny vahoakany io” [27] . Miompana manontolo amin’i Kristy sy amin’ny olombelona izany. Miankina …
  7. 1552 … “Amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo” Tsy ny mampiseho an’i Kristy – Lohan’ny Fiangonana – manoloana ny mpino miangona ihany tsy akory no lahasa amin’ny fisoronana maha-mpandraharaha voahosotra, fa miasa amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo koa izy rahefa manolotra …
  8. 1553 … “Amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo” Ny hoe “amin’ny anaran’ny Fiangonana manontolo ”, tsy milaza fa hoe ny Pretra no solontenan’ny ankohonam-piangonana. Tsy azo sarahina amin’ny vavaka sy ny fanatitr’i Kristy Filohany ny vavaka sy ny fanatitry ny …
  9. 1554 III. Ny ambaratonga telo amin’ny sakramentan’ny Filaharana “Ny fandraharaham-piangonana, naorin’Andriamanitra, dia ampiasaina ao anatin’ny hamaroan’ambaratonga amin’ny alalan’ireo izay efa hatramin’ny ela no antsoina hoe Eveka, Pretra, Diakra” [32] . Ny fitambaram-pampianarana katôlika, voambara ao amin’ny litorzia, ny Toniam-pampianarana ary …
  10. 1555 Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana “Ny mitana ny toerana voalohany, amin’ireo andraiki-panompoana samihafa izay nosahanina tao amin’ny Fiangonana nanomboka tany am-piandohana, araka ny porofon’ny Lovam-pampianarana, dia ny anjara raharahan’ireo izay napetraka ao amin’ny laharana maha-eveka, amin’ny alalan’ny …
  11. 1556 Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana Mba hanatontosana ny iraka ambony ampanaovina azy ireo, dia “ny fandrotsahana manokana ny Fanahy Masina, natsororoka teo ambonin’izy ireo no namenoan’i Kristy ireo apôstôly ; izy ireo kosa, tamin’ny alalan’ ny fametrahan-tanana, …
  12. 1557 Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana Ny Kônsily Vatikana faharoa dia “mampianatra, fa amin’ny alalan’ny fanamasinana Eveka no omena ny hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana , izay antsoin’ny fomba mahazatra ara-litorzian’ny Fiangonana sy ny feon’ny Ray masina, araka izany, amin’ny …
  13. 1558 Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana “Ny fanamasinana Eveka, miaraka amin’ny fiadidiana hanamasina, dia manome koa ny fiadidiana hampianatra sy hitondra. (…) Araka izany (…) amin’ny alalan’ny fametrahan-tanana sy amin’ny alalan’ny teny fanamasinana no omena ny fahasoavan’ny Fanahy …
  14. 1559 Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana “Noho ny fanamasinana ara-tsakramenta sy amin’ny fiombonana araka ny ambaratongam-pitondrana amin’ny filohan’ny fiombonam-piadidiana sy ireo mpikambana aminy, no hahatongavan’ny olona iray ho anisan’ny vondron’ny maha-eveka” [39] . Ny toetra manokana sy ny …
  15. 1560 Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana Ny Eveka tsirairay, amin’ny maha-vikeran’i Kristy azy, dia manana fiadidiana ara-pastôraly ny Fiangonana eo an-toerana izay nankinina aminy, nefa koa sady mizaka ao anatin’ny fiombonam-piadidiana miaraka amin’ny rahalahiny rehetra ao amin’ny laharan’ny …
  16. 1561 Ny fanamasinana ho amin’ny laharana maha-eveka – hafenoan’ny sakramentan’ny Filaharana Izay rehetra vao avy nolazaina teo dia manazava ny antony mahatonga ny Eokaristia ankalazain’ny Eveka ho manana hevitra manokana tokoa, satria fanehoana ny Fiangonana mivory manodidina ny ôtely eo ambany fitondran’ilay izay …
  17. 1562 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “I Kristy, izay nohamasinin’ny Ray sy nirahiny ho amin’izao tontolo izao, no nanao, tamin’ny alalan’ny apôstôly, ny dimbin’izy ireo, izany hoe ny Eveka, ho mpiombona anjara amin’ny fanamasinany sy amin’ny fanirahany. Anjaran’ireo …
  18. 1563 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “Ny anjara raharahan’ny Pretra, noho io miray amin’ny Laharan’ny maha-eveka, dia mahazo anjara amin’ny fahefana izay ny Tenan’i Kristy mihitsy no manorina, manamasina ary mitondra ny Vatany, amin’ny alalan’izany. Noho izany, na …
  19. 1564 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka “Ny Pretra, na tsy manana ny fiadidiana fara tampony an’ny Papa aza ary na miankina amin’ny Eveka aza ny fampiasana ny fahefan’izy ireo, dia iombonana amin’izy ireo kosa ny fiambonian’ny maha-mpisorona azy …
  20. 1565 Ny fanamasinana ho amin’ny laharan’ny Pretra - mpiara-miasa amin’ny Eveka Noho ny sakramentan’ny Filaharana no andraisan’ny Pretra anjara eo amin'ny sehatra manerana ny tany tontolo amin’ny iraka nankinin’i Kristy tamin’ny apôstôly. Ny fanomezana ara-panahy izay noraisin’izy ireo tamin’ny fanamasinana no manomana azy …