Mankany amin’ny votoaty
Fanoroam-pejin’ny Katesizy
-
141
V. Ny Soratra Masina ao amin’ny fiainan’ny Fiangonana
“ Manaja lalandava ny Soratra Masin’Andriamanitra ny Fiangonana, tahaka ny ataony amin’ny fanajana ny Vatan’ny Tompo ” [139] : samy mamelona sy mibaiko ny fiainana kristianina manontolo izy roa ireo. “ Ny …
→
-
142
Ny valin-tenin’ny olombelona amin’Andriamanitra
Amin’ny alalan’ny Fanambaràny , izay “avy amin’ny haben’ny fitiavany, no miteny amin’ny olombelona toy ny sakaizany Andriamanitra tsy hita maso, sy miresaka amin’izy ireo mba hanasa azy ireo hiditra ao amin’ny fiombonana …
→
-
143
Ny valin-tenin’ny olombelona amin’Andriamanitra
Amin’ny alalan’ny finoana ny olombelona no mampanaiky tanteraka ny sainy sy ny sitrapony amin’Andriamanitra. Amin’ny tenany manontolo no anehoan’ny olombelona ny fankasitrahany an’Andriamanitra Mpanambara [142] . “Fanekem-pinoana” no iantsoan’ny Soratra Masina izany …
→
-
144
I. Ny fanekena amim-pinoana
Ny manaiky ( ob-audire ) amin’ny finoana, dia ny mankato an-kalalahana ny teny nohenoina, satria ny fahamarinany dia iantohan’Andriamanitra, ilay Fahamarinana rahateo ihany. I Abrahama no môdely asehon’ny Soratra Masina antsika amin’izany …
→
-
145
Abrahama – “ilay rain’ny mpino rehetra”
Ny Taratasy ho an’ny Hebrio, ao amin’ny fiderana lehibe ny finoan’ireo razana, dia manantitrantitra indrindra ny amin’ny finoan’i Abrahama : “Ny finoana no naneken’ i Abrahama ny fiantsoan’Andriamanitra azy, handeha ho any …
→
-
146
Abrahama – “ilay rain’ny mpino rehetra”
Tanterak’i Abrahama araka izany ny famaritana ny atao hoe finoana lazain’ny Taratasy ho an’ny Hebrio : “Ny finoana no antoky ny soa izay antenaina, porofon’ny zava-misy izay tsy hita maso” (Heb 11,1). …
→
-
147
Abrahama – “ilay rain’ny mpino rehetra”
Maro tsy tambo isaina ny porofo ao amin’ny Testamenta Taloha, ny amin’ izany finoana izany. Ny Taratasy ho an’ny Hebrio dia manao antso avo ny fiderana ny finoana soa fianatra niveloman’ny Ntaolo, …
→
-
148
Maria – “Sambatra ilay nino”
I Maria Virjiny no nanatanteraka tamin’ny fomba lavorary indrindra ny fanekem-pinoana. Tamim-pinoana no nandraisany ny filazana sy ny fampanantenana nolazain’ny anjely Gabriely, sy nitokiany fa “tsy misy ny tsy hain’Andriamanitra atao” (Lk …
→
-
149
Maria – “Sambatra ilay nino”
Nandritra ny androm-piainany manontolo, ka hatramin’ny fisedrana azy farany [151] , fony maty teo amin’ny Hazofijaliana i Jesoa Zanany, tsy nivembena ny finoany. Tsy nitsahatra nino ny “fahatanterahan’ny” Tenin’Andriamanitra taminy i Maria. …
→
-
150
Mino an’Andriamanitra tokana
Ny finoana aloha dia firaiketan’ny olona tsirairay amin’ Andriamanitra ; sady miaraka no tsy azo sarahina amin’ny fankatoavana an-kalalahana ny marina rehetra izay nambaran’Andriamanitra izany. Noho ny maha-firaiketan’ny olona tsirairay amin’Andriamanitra sy …
→
-
151
Mino an’i Jesoa-Kristy, ilay Zanak’Andriamanitra
Ho an’ny kristianina, ny mino an’Andriamanitra dia tsy azo sarahina amin’ ny mino an’Ilay izay nirahiny, dia “ny Zanany malalany” izay ankasitrahany indrindra [153] ; nilazan’Andriamanitra isika hihaino Azy [154] . Ny …
→
-
152
Mino ny Fanahy Masina
Tsy afaka mino an’i Jesoa-Kristy raha tsy manana anjara amin’ny Fanahiny. Ny Fanahy Masina no manambara amin’ny olombelona hoe iza moa i Jesoa ? Satria “tsy misy afa-milaza hoe : Jesoa no …
→
-
153
Fahasoavana ny finoana
Rahefa niaiky i Md Piera fa i Jesoa no Kristy, Zanak’Andriamanitra velona, dia nambaran’i Jesoa azy fa izany fanambaràna izany dia tsy tonga tao aminy “avy amin’ny nofo aman-dra, fa avy amin’ny …
→
-
154
Asan’olombelona ny finoana
Tsy mety ho tanteraka ny hoe mino raha tsy amin’ny alalan’ny fahasoavana sy ny vonjy anaty avy amin’ny Fanahy Masina. Izany anefa tsy mandiso velively ny hoe ny mino dia tena asan’olombelona …
→
-
155
Asan’olombelona ny finoana
Amin’ny finoana, ny saina amam-pahalalana sy ny sitrapon’olombelona dia miara-miasa amin’ny fahasoavan’Andriamanitra : “Ny mino dia asan’ny saina mifikitra amin’ny fahamarinan’Andriamanitra, eo ambany fibaikoan’ ny sitrapo hetsehin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fahasoavana” [159] .
→
-
156
Ny finoana sy ny fahatakaran’ny saina
Ny antony inoana dia tsy hoe noho ny marina nambara, izay hita fa marina sy mora azo an-tsaina eo ambany fahazavan’ny saintsika voa-Janahary. Fa mino isika “noho ny hery mampino avy amin’Andriamanitra …
→
-
157
Ny finoana sy ny fahatakaran’ny saina
Azo antoka ny finoana, azo antoka kokoa noho izay rehetra mety ho fahalalan’olombelona, satria miorina amin’ny Tenin’Andriamanitra rahateo ihany, izay tsy mahavita mandainga. Marina, fa mety ho maizina amin’ny saina sy amin’ny …
→
-
158
Ny finoana sy ny fahatakaran’ny saina
“ Miezaka hahazo an-tsaina, ny finoana” [167] : Tsy afa-misaraka amin’ny finoana ny fanirian’ny mpino hahalala tsaratsara kokoa an’Ilay izay nametrahany ny finoany, sy hahazo an-tsaina tsaratsara kokoa an’Ilay izay nambarany ; …
→
-
159
Ny finoana sy ny fahatakaran’ny saina
Finoana sy siansa. “Na dia ambonin’ny saina aza ny finoana, tsy mety hisy na oviana na oviana ny tena tsy fifanarahana tokoa eo amin’izy ireo. Satria ilay Andriamanitra izay manambara ny mistery …
→
-
160
Ny fahafahana amin’ny finoana
Mba ho araka ny maha-olombelona, “tokony ho an-tsitrapo ny valim-pinoana omeny an’Andriamanitra ; noho izany, tsy misy azo terena hanaraka ny finoana tsy sitrany. Satria, ny asam-pinoana dia manana izay toetra tsy …
→