II. Ny fahefan’ny fanalahidy

Laharana 984 amin’ny Katesizy

Ny Izaho mino dia mampifandray “ny  famelana ny fahotana” sy ny fiekem-pinoana momba ny Fanahy Masina. Satria, nankinin’i Kristy nitsangan-ko velona tamin’ny apôstôly ny fahefana hamela ny fahotana tamin’ny nanomezany azy ireo ny Fanahy Masina.

Loharano ôfisialy ↗