II. Ny fahefan’ny fanalahidy

Laharana 985 amin’ny Katesizy

Ny Batemy no sakramenta voalohany sady fototra amin’ny famelana ny fahotana : mampiray antsika amin’i Kristy maty sy nitsangan-ko velona izany, ary manome antsika ny Fanahy Masina.

Loharano ôfisialy ↗