IV. “Tsy navelanao hanjakan’ny fahafatesana izy”

Laharana 414 amin’ny Katesizy

Anjely niongana i Satana na ny devoly sy ny demony hafa rehetra, noho izy ireo nandà an-kitsirano ny hanompo an’Andriamanitra sy ny fandaharany. Fanapahan-kevitra tsy miova intsony izany safidin’izy ireo nanohitra an’Andriamanitra izany. Taominy hiray tsikombakomba  aminy ny olombelona mba hikomy amin’Andriamanitra.

Loharano ôfisialy ↗