IV. “Tsy navelanao hanjakan’ny fahafatesana izy”
Laharana 413 amin’ny Katesizy
“Tsy nanao ny fahafatesana Andriamanitra, ary tsy faly amin’ny fahaverezan’ny velona rehetra Izy (…). Fa ny fialonan’ny demony no nidiran’ny fahafatesana tamin’izao tontolo izao”(Fah 1,13; 2,24).