IV. “Tsy navelanao hanjakan’ny fahafatesana izy”
Laharana 415 amin’ny Katesizy
“Toe-pahamasinana no naharian’Andriamanitra ny olombelona, nefa voalangolangon’ilay Mpisompatra izy, hatrany am-piandohan’ny tantara, ka nanararaotra ny fahafahany, tamin’ny nitsanganany hanohitra an’ Andriamanitra sy tamin’ny naniriany ho tody amin’ny tanjona tiany hotratrarina ivelan’Andriamanitra”[325].