II. “Vatana amam-panahy iray tsy mivaky ny olombelona”
Laharana 368 amin’ny Katesizy
Ny lovam-pampianarana ara-panahy ny Fiangonana dia manantitrantitra koa momba ny fo, araka ny hevitra ao amin’ny Baiboly hoe “aty fanahy” (Jer 31,33) izay entin’ny olona manapa-kevitra ho an’Andriamanitra na tsia[252].