Ny vavaka tamin’ny Oran’i Jesoa
Laharana 2757 amin’ny Katesizy
“Mivavaha lalandava” (1 Tes 5,17). Azo atao lalandava ny mivavaka. Filana eo amin’ny fiainana mihitsy izany. Tsy azo sarahina ny fivavahana sy ny fiainana kristianina.