Androm-pahasoavana sy fampiatoana ny asa
Laharana 2193 amin’ny Katesizy
.“Amin’ny alahady na amin’ny andro hafa voadidy hohamasinina, ny mpino dia hifady ireo asa aman-draharaha samihafa, izay misakana ny fanompoam-pivavahana tsy maintsy hatao amin’Andriamanitra, ny hafaliana sahaza ny andron’ny Tompo na ny fialam-boly mety ho an’ny saina sy ny vatana”[111].