Androm-pahasoavana sy fampiatoana ny asa
Laharana 2194 amin’ny Katesizy
.Ny nanaovana ny alahady dia ny hanampy ny “rehetra hanana fotoam-pialan-tsasatra sy fotoam-pialam-boly ampy, izay ahafahany mikarakara ny fiainany ara-pianakaviana, ara-kolontsaina, ara-tsôsialy ary ara-pivavahana”[112].