Androm-pahasoavana sy fampiatoana ny asa

Laharana 2192 amin’ny Katesizy

“Ny alahady (…) dia tsy maintsy tandremana eo amin’ny Fiangonana manontolo ho andro fety lehibe indrindra voadidy hohamasinina”[109]. “Voadidy handray anjara amin’ny Lamesa ny mpino, amin’ny alahady sy amin’ny andro fety hafa voadidy hohamasinina”[110].

Loharano ôfisialy ↗