Ny hetsipom-pivavaham-bahoaka.

Laharana 1675 amin’ny Katesizy

Ireny fanehoana ireny dia manohy ny fiainana ara-litorzian’ny Fiangonana, fa tsy misolo azy : “Tsy maintsy hahitsy [ireny] amin’ny fandraisana hevitra avy amin’ ny taona litorzika sy harindra amin’ny litorzia, mba hanohizana izany amin’ny fomba azo antoka, ary hampiditra ny vahoaka ao amin’izany, satria ny litorzia, araka ny fombany, dia ambony lavitra noho ireny”[11].

Loharano ôfisialy ↗