III. Ny fanekena hivady

Laharana 1626 amin’ny Katesizy

Heverin’ny Fiangonana fa ny fanekena ifanaovan’ny mpivady no singafototra tsy azo avela “izay maha-fanambadiana ny fanambadiana”[141]. Raha tsy misy ny fanekena, tsy misy ny fanambadiana.

Loharano ôfisialy ↗