V.Ny Vatsy masina, sakramenta farany ho an’ny kristianina

Laharana 1529 amin’ny Katesizy

Raha vao misy kristianina marary mafy, dia mahazo mandray ny Fanosorana Masina izy ; ary na efa nahazo aza izy, nefa mihombo ny aretina, dia mbola azo omena indray.

Loharano ôfisialy ↗