V.Ny Vatsy masina, sakramenta farany ho an’ny kristianina

Laharana 1530 amin’ny Katesizy

Ny mpisorona irery ihany (Pretra sy Eveka) no mahazo manome ny sakramenta Fanosorana ny marary ; mba hanomezana izany, ny diloilo nohamasinin’ ny Eveka no ampiasain’izy ireo, na, raha ilaina, ny diloilo nohamasinin’ny tenan’ilay Pretra mitarika ny fankalazana.

Loharano ôfisialy ↗