V.Ny Vatsy masina, sakramenta farany ho an’ny kristianina
Laharana 1528 amin’ny Katesizy
Tonga tokoa ny fotoana tsara andraisan’ny mpino ny Fanosorana Masina, rahefa manomboka hita fa mandindona azy ny fahafatesana, noho ny aretina na noho ny fahanterana.