V.Ny Vatsy masina, sakramenta farany ho an’ny kristianina
Laharana 1527 amin’ny Katesizy
Ny sakramenta Fanosorana ny marary dia nokendrena hanome fahasoavana manokana ny kristianina misedra fahasahiranana izay tandra vadin-koditra noho ny aretina mafy na noho ny fahanterana.