I. Iza no mankalaza ?
Laharana 1136 amin’ny Katesizy
“Asan’ ” i “Kristy manontolo” (Christus Totus) ny litorzia. Ireo izay mankalaza izany ankehitriny tsy amin’ny famantarana, dia efa ao amin’ny litorzian’ny lanitra sahady, izay tena fiombonana sy Fety tanteraka ny fankalazana atao any.