Fandraisan’anjaran’ny lahika amin’ny adidy aman’andraikitra maha-mpanjaka an’i Kristy
Laharana 913 amin’ny Katesizy
“Amin’izany, ny lahika rehetra, noho ny fanomezana izay natao ho azy ireo, dia mitambatra ho vavolombelona no sady fitaovana velona amin’ny fanirahana ny tenan’ny Fiangonana rahateo ihany "araka ny ambaratongam-panomezana avy amin’i Kristy" (Efez 4,7)”[457].