Fandraisan’anjaran’ny lahika amin’ny adidy aman’andraikitra maha-mpanjaka an’i Kristy

Laharana 910 amin’ny Katesizy

“Ny lahika dia mety koa hahatsiaro tena fa voantso na tena voantso hiara-miasa amin’ireo mpiandry ondry amin’ny fanompoana ny ankohonam-piangonana tiana hitombo vahana sy aina, amin’ny fisahanana ny andraiki-panompoana maro karazana, araka ny fahasoavana sy ny fanomezam-pahasoavana tian’Izy Tompo hapetraka tsara ao amin’izy ireo”[448].

Loharano ôfisialy ↗