Fandraisan’anjaran’ny lahika amin’ny adidy aman’andraikitra maha-mpaminany an’i Kristy
Amin’ireo samy mpino lahika izay afaka mahavita izany sy mianatra an’izany, dia afaka mitondra ny anjara birikin’izy ireo koa amin’ny fampiofanana ara-katesezy[440], amin’ny fampianarana taranjam-pahalalana masina[441], amin’ny fitaovam-pifandraisan’ny mpiara-belona[442].