Fandraisan’anjaran’ny lahika amin’ny adidy aman’andraikitra maha-mpisorona an’i Kristy

Laharana 902 amin’ny Katesizy

Amin’ny fomba manokana, mandray anjara amin’ny adidy aman’andraikitra amin’ny fanamasinam-piainana ny ray aman-dreny “rahefa miaina ny maha-mpivady araka ny toe-tsaina amam-panahy kristianina sy manome ho an’ny zanany ny fanabeazana kristianina”[433].

Loharano ôfisialy ↗