Ny teny finoana

Laharana 90 amin’ny Katesizy

Mety ho hita ao amin’ny fitambaran’ny Fanambaràna ny misterin’i Kristy, ny fifamatorana sy ny fifampitohizan’ny teny finoana[75]. Koa, tsara tadidiana fa “ny maha-samihafa ny fifandraisan’izy ireny amin’ny fototry ny finoana kristianina dia manamarika laharana na "ambaratongam"-pahamarinan’ny fitambaram-pampianarana katôlika”[76].

Loharano ôfisialy ↗