Ny teny finoana

Laharana 89 amin’ny Katesizy

Misy fifamatorana mafy ny fiainantsika ara-panahy sy ny teny finoana. Ny teny finoana no fahazavana eny an-dalan’ny finoantsika, izy no manazava izany sy mahatonga ny dia ho azo antoka. Raha ampifamadihana ny fomba filaza azy, dia hoe : raha mahitsy ny fiainantsika, dia hisokatra ny saintsika sy ny fontsika handray ny fahazavana avy amin’ny teny finoana[74].

Loharano ôfisialy ↗