Ny apôstôlà

Laharana 868 amin’ny Katesizy

Katôlika ny Fiangonana : mitory ny finoana manontolo izy ; mitondra ao aminy sy mizarazara ny hafenoan’ny fitaovam-pamonjena izy ; irahina ho amin’ny firenena rehetra izy ; manatona ny olombelona rehetra izy ; manerana ny fotoana rehetra izy ; “misiônera[380] no fomba aman-toetra tena maha-izy azy”.

Loharano ôfisialy ↗