Ireo fanomezam-pahasoavana

Laharana 808 amin’ny Katesizy

Vadin’i Kristy ny Fiangonana : tia azy Izy ary nanolo-tena mba ho azy. Nodioviny tamin’ny rany izy. Nataony Reny niteraka ny zanak’ Andriamanitra rehetra izy.

Loharano ôfisialy ↗