Ireo fanomezam-pahasoavana

Laharana 807 amin’ny Katesizy

Ny Fiangonana io Vatana io, izay i Kristy no Loha : avy Aminy sy ao Aminy ary ho Azy no ahaveloman’ny Fiangonana ; Izy kosa miaina miaraka amin’ny Fiangonana sy ao amin’ny Fiangonana.

Loharano ôfisialy ↗