Ireo fanomezam-pahasoavana

Laharana 805 amin’ny Katesizy

Vatan’i Kristy ny Fiangonana. Noho ny Fanahy Masina sy ny asany ao amin’ny sakramenta, fa indrindra ny Eokaristia, dia manorina ny fiombonan’ny mpino ho Vatany i Kristy maty sy nitsangan-ko velona.

Loharano ôfisialy ↗