Ireo fanomezam-pahasoavana

Laharana 804 amin’ny Katesizy

Amin’ny alalan’ny finoana sy ny Batemy no idirana ao amin’ny Vahoakan’Andriamanitra. “Ny olombelona rehetra no antsoina ho anisan’ny Vahoakan’Andriamanitra”[252], mba “hiforona ho fianakaviana tokana sy ho Vahoaka tokan’Andriamanitra izy rehetra”[253], ao amin’i Kristy.

Loharano ôfisialy ↗