Ny voaloham-pahotan’ny olombelona

Laharana 399 amin’ny Katesizy

Nasehon’ny Soratra Masina ny voka-dratsy mahatsiravina avy amin’io tsy fanekena voalohany io. Verin’i Adama sy i Eva teo no eo avy hatrany ny fahasoavam-pahamasinana tao aminy hatrany am-piandohana[291]. Koa natahotra an’ilay Andriamanitra[292] namoronan’izy ireo sary diso tao an’eritreriny izy ireo, izay sarin’Andriamanitra saro-piaro amin’ny fahefana aman-tombon-tsoany manokana[293].

Loharano ôfisialy ↗