IV. Ny olombelona tao am-Paradisa

Laharana 374 amin’ny Katesizy

Tsy hoe noarìna ho tsara fotsiny ny olombelona voalohany, fa natambatra  ao anatin’ny fisakaizana amin’ny Mpahary azy sy ao anatin’ny firindra amin’ny tenany ihany sy amin’ny zavaboary manodidina azy, ka ny voninahitry ny fahariana vaovao ao amin’i Kristy no hany mahasongona izany.

Loharano ôfisialy ↗