I. “Mitovy endrika amin’Andriamanitra”

Laharana 361 amin’ny Katesizy

“Izany lalànan’ny firaisan-kinan’ny olombelona sy ny fifankatiavana izany”[239], tsy manavaka ny hamaroan-karazan’ny olona, ny kolontsaina ary ny firenena, no manome antoka antsika fa tena mpihavana marina ny olombelona rehetra.

Loharano ôfisialy ↗