II. Ny tontolo hita maso
Laharana 354 amin’ny Katesizy
. Ny manaja ny lalàna voasoratra ao amin’ny fahariana sy ny fifandraisana izay avy amin'ny toetra voa-Janahary ny zavatra rehetra, no fiandoham-pahendrena sy fototry ny môraly.