II. Ny tontolo hita maso

Laharana 348 amin’ny Katesizy

Votoatin’ny lalànan’i Israely ny Sabata. Ny mitandrina ny didy, dia tsy inona fa ny mifandray amin’ny fahendrena sy amin’ny sitrapon’Andriamanitra miseho amin’ny tsanganasa fahariany.

Loharano ôfisialy ↗