II. “Ho tonga anie ny Fanjakanao”

Laharana 2821 amin’ny Katesizy

Izany fangatahana izany dia entina sy ekena ao amin’ny vavak’i Jesoa[83], eo sy mandaitra amin’ny Eokaristia ; mitera-boka-tsoa ao amin’ny fiainam-baovao araka ny hasambarana izy[84].

Loharano ôfisialy ↗