Ny Salamo, vavaky ny mpiangona

Laharana 2592 amin’ny Katesizy

Ny fivavahan’i Abrahama sy Jakôba dia miseho toy ny tolona atao amim-pinoana ao anatin’ny fitokiana ny tsy fivadihan’Andriamanitra sy ao anatin’ ny fahazoana antoka ny fandresena nampanantenaina vokatry ny fitozoana.

Loharano ôfisialy ↗