Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Laharana 2591 amin’ny Katesizy
Tsy sasatra Andriamanitra miantso ny olona tsirairay mba hihaona Aminy amin’ny fomba mifono mistery. Mifanindran-dalana amin’ny tantaram-pamonjena manontolo ny fivavahana, tahaka ny antso ifamalian’ Andriamanitra sy ny olombelona.