III. Ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy

Laharana 2423 amin’ny Katesizy

Manolotra fitsipika fototra hodinihana ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny sôsialy ; mamoaka mari-pitsaràna izy ary manome torolalana amin’ny asa :

Na inona na inona rafi-pandaharana mametraka ny fifandraisana ara-tsôsialy ho ferana tanteraka amin’ny lafiny ara-piharian-karena dia mifanohitra amin’ny fomba aman-toetran’ny olombelona sy amin’ny asany[19].

Loharano ôfisialy ↗