Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana
Laharana 2398 amin’ny Katesizy
Ny fiterahana dia soa, fanomezana, ary tanjon’ny fanambadiana. Amin’ny fampitana ny aina, mandray anjara amin’ny maha-Raiamandreny an’ Andriamanitra ny mpivady.