Fahotana hafa manimba ny hasin’ny fanambadiana

Laharana 2397 amin’ny Katesizy

.Ny fanekem-panambadiana nifanaovan’ny mpivady an-kalalahana dia mitaky fitiavana tsy mivadika. Mahatonga azy ireo hitandro ny maha-tsy azo ravana ny fanambadiany izany.

Loharano ôfisialy ↗