IV. “Tsy hanao sary na inona na inona voasokitra ianao...”

Laharana 2135 amin’ny Katesizy

“Ny Tompo Andriamanitrao no hivavahanao” (Mt 4,10). Ny mitsaoka an’ Andriamanitra, ny mivavaka Aminy, ny manome haja izay Azy, ny manatanteraka ny fampanantenana sy ny voady natao taminy, dia asan’ny herim-panahy enti-mivavaka izay mifandraika amin’ny fankatoavana ny didy voalohany.

Loharano ôfisialy ↗