IV. “Tsy hanao sary na inona na inona voasokitra ianao...”

Laharana 2134 amin’ny Katesizy

Ny didy voalohany dia miantso ny olombelona hino an’Andriamanitra sy hanantena Azy ary ho tia Azy mihoatra noho ny zavatra rehetra.

Loharano ôfisialy ↗