III. Andraikitra sy fandraisana anjara

Laharana 1925 amin’ny Katesizy

.Misy singafototra telo tsy azo avela ny soa iombonana : ny fanajana sy ny fampahalalana ny zo fototra maha-olona ; ny fitomboana na fandrosoan’ ny soa aman-karena ara-panahy sy ny soa aman-karena ara-batana ho an’ny fiaraha-monina ; ny fandriampahalemana sy ny filaminan-tsain’ny vondron’olona sy ny mpikambana ao aminy.

Loharano ôfisialy ↗