III. Andraikitra sy fandraisana anjara
Laharana 1924 amin’ny Katesizy
Ny hoe soa iombonana dia “ny fitambaran’ny fepetra ara-piaraha-monina izay ahafahan’ny fikambanana rehetra sy ny olona tsirairay mahatratra ny fahalavorarian’izy ireo, amin’ny fomba fenofeno kokoa sy moramora kokoa”[37].